| Entry | 1 tsy mahomby |
| Elementary words | 2 tsy, 3 mahomby |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 tsy tsara, tsy manjary, tsy misy vidiny [1.1] |
| Examples |
6 tsy mahomby miasa tany izy
[1.1]
7 tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina [1.1] 8 tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|